|
|
|
|

Teny iditra1 Fitenena Betsileo
Zana-dohateny  2 Lovantsaina III
Singan-teny  3fitenena, 4be, 5tsy, 6leo
Sokajin-teny  7 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8Ao amin' ny Boky III nanangonan-dRainihifina ny "Lovantsaina Betsileo" , nivoaka tamin' ny taona 1961, dia misy ohabolana 2.002 voalahatra araka ny abidia: voazava ny teny mety tsy ho azo.. [2.299#11]
Voambolana  9 Haisoratra: boky
Mpanoratra  10Rainihifina Jessé

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11