|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3soratr' omby sada mainty, na volavita; sadasada fa madinika kokoa ny soratra fotsy sady somary boribory fa tsy mba mitomandavana tahaka ny rango na vakivoho.
[1.10#F577] |
| Kamban-teny rehetra | 4mena fitatra |
| Teny iditra (2/2) | 5 fitatra |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan'ny maneno akoho mihitsy aza..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8a bird, a species of warbler.
9Pratincola sybilla, L. 10Same as feta, fitapatatra, fitatenona, and tekiteky. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11tarier à collier.
[1.54] |
| Ohatra |
12 Matetika tsy hitany akory ny fiaingan' ny lahy mamonjy fotoana maneno fitatra.
[2.470#]
|
| Voambolana | 13 Haibiby: vorona |
| Tovy hevitra | 14feta, fitapatatra, fitatenona, tekiteky |
| Kamban-teny rehetra | 15maneno fitatra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 fatatry, 18 fatitra, 19 fitatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|