|
|
|
|

Teny iditra1 fitandrovana
Fototeny  2tandro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho. [1.1]
Tovy hevitra  5fitandroana

Fivaditsoratra  6 fandrovitana, 7 fitandrovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12