|
|
|
|

Teny iditra1 fitandroana
Fototeny  2tandro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho. [1.1]
Tovy hevitra  5fitandrovana

Fivaditsoratra  6 fitandroana, 7 ifandrotana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12