|
|
|
|

Teny iditra1 fitalahoana
Fototeny  2talaho
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fangatahana amim-pitarainana, amim-piangaviana fatratra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5l'action de prier, de demander, la cause. [1.3]
Ohatra  6 Indray voahaino teo anatrehan'ny voninahitr'ilay Andriamanitra ambony indrindra ireo fitalahoana roa ireo. [2.996]
Mpanahaka  7 fiambezoana, 8 fitampesonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12