|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitaizana |
| Fototeny | 2taiza |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona: Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza.
5. [1.1] 6asa fanabeazana. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7the act of nursing or caring for.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8action de nourrir, de soigner.
[1.8] 9éducation. [1.13] |
| Ohatra |
10 ny fitaizana ny zanakay dimy mianadahy?
[2.356#]
11 na dia Ravokatra aza, mety hanampy azy betsaka amin' ny fitaizana ny ankizy. [2.470#] |
| Voambolana | 12 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|