|
|
|
|

Teny iditra 1  fitafy
Fototeny  2 tafy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitafy, izany hoe manisy lamba manarona ny tena: Somary agoragora no fitafin'ny vehivavy sasany lamba rehefa mianjaika. [1.1]
5 Azo tafina: Tsy mba fitafy itony lamba itony, ry Bozy a! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 état de celui qui est vêtu
7 manière de se vêtir [1.3]
Ohatra  8  ny vahiny amin' Iarivo ihany no tsy ampy fitafy toy izany. [2.470#150]
9  ny sasany nividy lamba soga hatao fitafy na nanapaka hatao akanjo. [2.356#14]
10  Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy. [2.245#98]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fatify, fitafy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/28