|
|
|
|

Teny iditra1 fitadiavana
Fototeny  2tady
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao..
5Fomba ahazoana na ahitana vola hivelomana: Mitaona entana eny an-tsena no fitadiavan'io Rangahy io.
6
. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.13]
Ohatra  7 Sady fanalana andro io no fitadiavana laoka. [2.356#]
8 Tsy nisy fitadiavana na famotorana natao momba ilay mpividy. [2.472#]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02