|
|
|
|

Teny iditra1 fisovohana
Fototeny  2sovoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanatonana mangingina, antsokosoko: Ny fisovohan'ny hatsiaka no nahavoa azy.
5
.
6Fahatongavana tampoka, fanampohana: Ny fisovohan'ny fahavalo no ahina isan'alina izao.. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12