|
|
|
|

Teny iditra1 fisosana
Fototeny  2sosa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fizorana tsy miato: Tsy azo aato ny fisosan' ny andro sy ny volana.
5Fandehanana milamina tsy misy manakantsakana na manelingelina: Mampisaotra an' Andriamanitra ny fisosan' ny raharahantsika.
6Fikorisana amin-javatra malama; fisononohana eo ambony rano: Endre izany fisosan' ny lahanay tamin' iny takariva diavolana iny. [1.1]
Tovy hevitra  7fisosa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12