|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 fisorona
Fototeny  2sorona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina misorona, izany hoe manafina na tsy milaza amin' ny olona izay kilema ananany nefa tsy hitany. [1.1]

Teny iditra (2/4)5 fisorona
Fototeny  6sorona
Sokajin-teny  7 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8Fomba entina misorona (manao sorona na mamono biby atao fanatitra ho an' Andriamanitra).
9Fanao sorona.
10Azo atao sorona. [1.1]

Teny iditra (3/4)11 fisorona
Fototeny  12sorona
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14Fomba entina misorona na manisy afo.. [1.1]

Teny iditra (4/4)15 fisorona
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny frantsay  17pierre levée des autels.. [Tankarana] [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12