|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fisoroka
Fototeny  2soroka
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina misoroka, manala tany na ahitra amin'ny angady, izay asosa tsy dia lalina loatra ny vohony, na fomba entina midify na miala mialoha amin'ny....
5Azo sorohina. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 fisoroka
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8harato atoraka (époussette). [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  9 farisoko, 10 fisoroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12