|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisorohana |
| Fototeny | 2soroka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony: Tsy dia raharaha sarotra loatra akory ny fisorohana ny ahitra amin'ity lalan-kely ity.
5. 6Fidifiana, fanalana mialoha: Mba ho fisorohana ny loza no ilazako izany aminao. 7. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 8 fihosorana, 9 fisorohana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|