|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisondrotana |
| Fototeny | 2sondrotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fiakarana ambony, fisavoanana: i>Jereo ny fisondrotr'iry aeroplanina.
5. 6Fitomboana: Haingana dia haingana izany fisondrotry ny rano izany! / Ny irinay dia ny fisondrotan-karama. 7. 8Fitomboana vidy: Tsy anerany ny fisondrotry ny vidimpiainana ankehitriny. 9. 10Fiakarana voninahitra: Mazàna ny fisondrotana voninahitra mahatonga hiavonavona. 11. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12a promotion, a rise in dignity.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13promotion; augmentation.
[1.8] 14épiaison des céréales. [1.196] |
| Ohatra |
15 Hiala aho raha tsy mahazo fisondrotana haingana.
[2.5#]
16 Ka ankehitriny, dia mananika ny tohatry ny fisondrotana izahay. [2.298#] 17 Fantatry ny mpahay toekarena izany ka io no antsoiny hoe "fisondrotana tsisy fandrosoana. [4.27#] |
| Tovy hevitra | 18fisondrotra |
| Fivaditsoratra | 19 Andranofotsy, 20 fisondrotana, 21 itsofan-drano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|