|
|
|
|

Teny iditra1 fisehoana
Fototeny  2seho
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanoloran-tena ho hita: Anio no fisehoan' ireo olom-boafidy voalohany.
5Fanombohana ho hita, ho fantatra: Tsy saro-pantarina ny fisehoan' ny kitrotro eo amin' ny ankizy.
6Fitrangana, fiposahana: Mahafinaritra ny fisehoan' ny volana amin' ilay takarivan-dohataona iny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7L’action d’apparaître, l’apparition, le lieu, la cause. [1.3#595]
8apparition. [1.13]
Ohatra  9 Ny iantsoana izay vola izay koa dia "fisehoana" [2.436#]
10 Tia fisehoana nefa tsy mahatombina amin' ny hataony. [1.381#]
Kamban-teny rehetra  11fisehoan-javatra mihovitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08