|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisavàna |
| Fototeny | 2sava |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fampihatahana na fanesorana ny zavatra manodidina: Ny fisavana ny ahitra no nahitana ilay vola very.
5Fikarohana, fitadiavana zavatra eny amin' ny tenan' ny olona iray na ao an-tranony: Naharitra adiny iray ny fisavana ireo nahina ho mpangalatra. 6Fanalana izay zavatra manelingelina: Vao fisavana ranonando fotsiny izao. 7Fialana, fisindana: Fisavan' ny zavona indrindra tamin' izay. 8Fihenana, fialana: Fisavan' ny aretina izao, hoy ny dokotera, fa aza matahotra. [1.1] |
| Teny nalaina | 9 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|