|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 firotaka |
| Fototeny | 2rotaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mirotaka, na manimba zavatr' olona ho fanehoana tsy fahafaliana.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 firotaka |
| Fototeny | 6rotaka |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8la proéminence du ventre.
[1.3] |
| Tsipelina hafa | 9firitaka |
| Fivaditsoratra | 10 faktiora, 11 firotaka, 12 fitaroka, 13 fitoraka, 14 fitroaka, 15 fotriaka, 16 Kafitora |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|