|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 rotaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy.
4Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  9kotaka, kotakotaka

Teny iditra (2/2)10 rotaka
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13gros ventre. [1.3]
Voambolana  14 Fahasalamana
Tsipelina hafa  15ritaka
Tovy hevitra  16rotarota

Fivaditsoratra  17 akotra, 18 atroka, 19 katrao, 20 katroa, 21 okatra, 22 rotaka, 23 takaro, 24 taroka, 25 toraka, 26 traoka, 27 troaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19