|
|
|
|

Teny iditra1 fiovaovana
Fototeny  2ovaova
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4changement. [1.4]
5changement: Tsy maintsy dinihina akaiky izay fiovaovan' ny endriky ny fotondram-panjakan' ny firenena iray (Les changements dans la forme du gouvermement d'un peuple doivent être examinés de près [Fénelon]). [1.66]
Ohatra  6 Rahefa ela ny ela dia azon' ny olona voasana ny fiovaovana toy izany. [2.270#]
7 Tsara ho marihina fa misy foana ny tratra aoriana tamin' izany fiovaovana rehetra izany, ary ireny dia mividy ny havotsany tamin' ireo mpanararaotra andavanandro. [2.472#]
Mpanahaka  8 fanovana, 9 fiovaova
Kamban-teny rehetra  10fiovaovan' ny vidin-javatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08