|
|
|
|

Teny iditra1 fiovana
Fototeny  2ova
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanjariana ho hafa, fiofoana: Ny fiovan' ny gamoina ho lolo.
5Fihatsarana na fiharatsiana: Tsy misy fiovana ny aretin-drainao.
6Fivadihana: Ny fiovan' ny andro teo izay no nahabe aretina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7l'action de changer. [1.3#473]
8modification, changement, mutation. [1.13]
Ohatra  9 Tsy misy fiovana ny soratr'aretina na dia narahina an-tsakany sy an-davany aza ny tenin'ny dokotera sy ny fanafody nomeny [2.470]
10 Misy fiovana ny sain'olombelona [2.471]
11 Ny fiovana nisy dia momba anay mianakavy [2.472]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
13 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 15 amin' io teny io

Fivaditsoratra  15 fiavona, 16 fiovana, 17 fivaona, 18 vainafo, 19 voafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11