|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  piova
Fototeny  2 ova
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 [Vezo] Ce qui change [1.68]

Teny iditra (2/2)5  -piova
Fototeny  6 ova
Sokajin-teny  7  endritenin' ny hoe fiova
Ohatra  8  Ahariharin'ity fandinihana ny beko ity ny herin'ny riba baikoin'ny haitao efa lasa aloha ao anatin'ny toekarena matanjaka sady haingam-pandroso niainga tao amin'ny finoana kristiana, sy ny fanindriany ny riba velomin'ny toekarena sy haitao mbola marefo, miadam-piova ary tsy kristiana. [2.606]

Fivaditsoratra  9 piavo, piova, 10 voapy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04