|
|
|
|

Teny iditra1 fiorihana
Fototeny  2orika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiakarana any amin' ny toerana iavian' ny rano amin' ny renirano na ny ony (mifanohitra amin' ny fivalanana). [1.1]
Tohi-kevitra  5fivalanana
Mpanahaka  6 anadrea, 7 anira

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12