|
|
|
|

Teny iditra1 anira
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3ilazana ny mankany amin'ny loharano avy eo amin'ny toerana iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4en amont. [1.13]
Voambolana  5 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  6anadrea
Tohi-kevitra  7anava
Mpanahaka  8 fiorihana

Fivaditsoratra  9 añary, 10 anira, 11 arina, 12 iràna, 13 Naray, 14 raina, 15 riana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12