|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 fiohina
Fototeny  2fioka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza zavatra na olona lalovan' ny fofon' ain' ny omby mandalo mifofofofo. [1.1]

Teny iditra (2/3)5 fiohina
Fototeny  6fioka
Sokajin-teny  7 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  8Kapohina mirivorivo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9to be beaten, to be flogged.. [1.2]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)14 fiohina
Fototeny  15fioka
Sokajin-teny  16 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  17to be whistled for, as a dog.. [1.2]
Haiendriteny 
18 Ny ankehitriny :
19 Ny lasa :
20 Ny hoavy :
21 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  22 afihino, 23 anifiho, 24 anihifo, 25 fihaino, 26 fiohina, 27 Hofinia, 28 ifonahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12