|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fileony |
| Fototeny | 2leony |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4mpimamo, mpidoroka.
[1.1#761] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5ivrogne.
[1.3#401] |
| Ohatra |
6 dia hiteny amin' ny loholona amin' ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay, fa mpandany sy fileony.
[2.996#]
|
| Tovy hevitra | 7mpileony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|