|
|
|
|

Teny iditra1 filan' ny nofo
Singan-teny  2filana, 3nofo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny fitsiriritan' ny nofo aman-dra; ny fitarihan' ny vatana amin' ny hafaliana tsy voafehin' ny saina amam-panahy ka mampitovy torosy azy amin' ny biby. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6lust of the flesh.. [1.2]
Voambolana  7 Ontam-po
Tovy hevitra  8filan-dratsin' ny nofo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12