|
|
|
|

Teny iditra1 filahiana
Fototeny  2lahy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Firafetana ara-batana mampiavaka ny lahy, organa amin' ny tenan' ny olombelona amantarana ny maha-lahy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5organe sexuel mâle. [1.13]
Voambolana  6 Haiaina
Tovy hevitra  7lataka, voty, voto

Fivaditsoratra  8 filahiana, 9 filiahana, 10 ilafihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12