|
|
|
|

Teny iditra1 fikisaka
Fototeny  2kisaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mikisaka, na mandady amin' ny kibo, mandeha miadana dia miadana. [1.1]
Kamban-teny rehetra  5halakim-pikisaka
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  7 fikasika, 8 fikisaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02