|
|
|
|

Teny iditra1 fikatrokatroka
Fototeny  2katrokatroka
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 ny fikatrokatroky ny tantanana mankarenina ny sofina; [2.996]
5 Fa ny fikatrokatroka an-gadon' ny miaramila misafo tanàna no reny manako any ho any. [2.472]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
7 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29