|
|
|
|

Teny iditra1 fikasana
Fototeny  2kasa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanampoizana, fisainana mialoha, fitetehana: Fikasana an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra.
5Zavatra tetehina ho azo na hatao, faniriana mafy: Tsy afa-panadinana izy ka levona ny fikasany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6an intention, a purpose. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7la résolution. [1.3#316, 1.8]
8le propos. [1.3#316]
9intention. [1.8]
Ohatra  10 dia atao indray ny fikasana hanao ny zaza; [2.59#]
11 Teti-dromotra ny fikasana ka tsy nandeha amin' ny nifieverana azy. [2.587#]
12 Ka ity fikasana farany ity no noton-droina ho ny maha-maika voalohany. [2.356#]
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fikasana, 15 fisakana, 16 fisanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02