|
|
|
|

Teny iditra1 fikaroka
Fototeny  2karoka
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mikaroka.
5Azo karohina. [1.1]
Ohatra  6 Endrey izany fikaroka ny rakiny miafina! [2.996#]

Fivaditsoratra  7 fikaroka, 8 fikoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12