|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fijinja |
| Fototeny | 2jinja |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mijinja: Hafa izany fijinjanareo vary izany.
5Azo jinjaina: Tsy mbola fijinja itony vary itony, ry Rakoto. [1.1] |
| Ohatra |
6 Kanefa lazaiko aminareo: Atopazy ny masonareo, ka tazano ny eny an-tsaha, fa efa manopy mena sahady ny vary ka efa ho fijinja.
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|