|
|
|
|
Teny iditra
1
fihofakofaka
Fototeny
2
hofakofaka
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Fomban' ny zavatra mihofakofaka; toetran' ny hoditra miendakendaka, miala mielakelaka.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12