|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihazakazaka |
| Fototeny | 2hazakazaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mihazakazaka.
5Fandehanana haingana, hafainganana: Tsy anerany ny fihazakazaky ny andro. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6La manière de courir.
[1.3#229] |
| Ohatra |
7 Tamin' izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny.
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|