|
|
|
|

Teny iditra1 fihady
Fototeny  2hady
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba enti-mihady.
5Azo hadina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Ce qu'on peut creuser, la manière de creuser. [1.3#202]
Ohatra  7 raha mikaroka azy toy ny fikaroka volafotsy hianao, ka mandalina azy toy ny fihady rakitra [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12