|
|
|
|

Teny iditra1 fifaneraserana
Fototeny  2serasera
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Notohizan' I Lidy hatrany ny fifaneraserana tamin' Ingahy Rainimasy. [2.470]
5 Hatramin' izay dia sarotra ny nanasitrana ilay ratra teo amin' ny fifaneraserana. [2.356]
6 Raha izany ary, ny fifaneraseran' ny Malagasy tamin' ny Arabo, tamin' iny faritra atsimo atsinanana iny dia niafara tamin' ny fifangaroana tanteraka, ary very ny mahavahiny ireny Arabo ireny. [2.366]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29