|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fifanalana hazakazaka |
| Singan-teny | 2fifanalana, 3hazakazaka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
5concours à la course.
[1.3#18] |
| Ohatra |
6 Tsy fantatrareo va fa maro no indray mihazakazaka ao amin' ny tany fifanalana hazakazaka, nefa iray monja no mahazo loka? Mihazakazaha toy izany mba hahazoanareo.
[2.996#53.9.24]
|
| Voambolana | 7 Fanatanjahan-tena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|