|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fieronana |
| Fototeny | 2erona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra aho nondre ny fieron' ilay alika.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5fierona |
| Fivaditsoratra | 6 fieronana, 7 fionerana, 8 fiorenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|