|
|
|
|

Teny iditra1 fierona
Fototeny  2erona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra aho nandre ny fieron' ilay alika. [1.1]
Tovy hevitra  5fieronana

Fivaditsoratra  6 fierona, 7 fireona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12