|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fierena |
| Fototeny | 2ery |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fiafenana, fisitrihana amin' ny toerana tsy ahitana ny tena; toerana ierena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5l'action de se cacher, la cachette, ce qui se dérobe à la vue.
[1.3#129] |
| Ohatra |
6 Moa misy olona mahafin-tena ao amin' ny fierena va ka tsy ho hitako?
[2.996#]
7 Ny tanàna dia nofaritana hady manodidina hatramin' ny lava-bato fierena. [1.436#] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 eferina, 10 ferenay, 11 fierena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|