Teny iditra | fiere > fierena (ery) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiafenana, fisitrihana amin' ny toerana tsy ahitana ny tena; toerana ierena [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | L'action de se cacher, la cachette, ce qui se dérobe à la vue [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fierena io | ||||
Fivaditsoratra | eferina, ferenay, fierena |
fiere | |||
|
| ||
|
|