|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fieboana |
| Fototeny | 2ebo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fireharehana: Ny harena no anton' ny fieboany.
[1.1] |
| Ohatra |
5 fa mifetsy ny fananan' ny mpitondratena amin' ny fivavahana lavareny ataony mba ho fieboana fotsiny, ka hohelohina mafimafy kokoa izy.
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|