|
|
|
|

Teny iditra1 fidradradradrana
Fototeny  2dradradradra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiantsoantsoana, filelalelana, fikiakiahana, figogogogoana, fijafajafana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5lamentation. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6lamentations. [1.3#116, 1.8]
7Les cris perçants, les cris de douleur. [1.3#116]
8cris et pleurs. [1.8]
Ohatra  9 ary fitomaniana sy fidradradradrana loza no voasoratra teo. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12