|
|
|
|

Teny iditra1 fidanika
Fototeny  2danika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidaniky ny hainandro. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Manière de se chauffer. [1.3]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
7 Tovonana :
Tovy hevitra  8fidanihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12