|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fidanihana |
| Fototeny | 2danika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidanihan' ny hainandro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5L'action de se chauffer.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8fidanika |
| Fivaditsoratra | 9 andifihana, 10 fidanihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|