|
|
|
|

Teny iditra1 fibebahana
Fototeny  2bebaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminao!.
5Fiovana ho kristianina: Angataho isan' andro amin' Andriamanitra ny fibebahan' ny tsy mpino. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6repentance, contrition. [1.2, 1.7]
7confession. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8L'action d'avouer sa faute, celui auquel ou avoue sa faute en demandant pardon, conversion. [1.3]
9repentir, regret. [1.8]
Ohatra  10 Ny « fibebahana » dia ny fandaozana ny fahotana [1.38]
11 Voasasan' ny fibebahana ilay fahotana nangatrakatraka! [2.499]
Voambolana  12 Ontam-po
Lahatsoratra  13Randzavola: fibebahana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12