|
|
|
|

Teny iditra1 fibanjinana
Fototeny  2banjina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fijerena mifantoka tsara. [1.1]
5L’action de regarder fixement, de contempler. [1.374]
Ohatra  6 Tena azo tanterahina io maha eo an-toerana miaraka amin' ny fibanjinana io; [1.369#]
7 Isaky ny nivory dia ireo fanaka sarobidy ireo no toy ny nampahatsiaro ny lasa, anefa koa nampa-hery tamin' ny fibanjinana ny hoavin' ny Fiangonana. [2.356#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12