|
|
|
|

Teny iditra1 fiarakaretsaka
Singan-teny  2fiara, 3karetsaka
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Anarana omena ny fiarakodia madinika izay mifanaretsaka mitondra olona amin' ny tanàn-dehibe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a taxicab. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7taxi. [1.8]
Ohatra  8 fiarakaretsaka no noraisiko teo Anosizato hodiana. [2.4#]
9 fiarakaretsaka iray no efa niandry azy teo amoron-dalana. [2.470#]
10 Nandray fiarakaretsaka iray izahay roa lahy, dia nivoaka ny tanàna. [2.471#]
Voambolana  11 Fitaterana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12