|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fianakaviambe |
| Singan-teny | 2fianakaviana, 3be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5grande famille.
[1.13] 6la grande famille. [1.5#61] |
| Ohatra |
7 Nanjary nitsitokotoko ilay fianakaviambe.
[2.445#26]
8 Ny fanapahan-kevitra kosa dia tokony horaisina miaraka amin' ny fianakaviambe iraisampirenena. [4.27#2012/11/28] 9 Ary tsy latsa-danja, eny manoatra noho izany aza, ny adidin' ny zokim-pandrosoana amin' izao fianakaviambe izao. [2.285#226] |
| Voambolana | 10 Fifandraisana: fianakaviana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|