|
|
|
|

Teny iditra1 fiakarana
Fototeny  2akatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5an upward climb, ascent. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Côte, montée, l'action de monter, de s'élever. [1.3]
7montée, ascension ; côte à monter. [1.8]
Ohatra  8 Tsy sarotra loatra ny fiakarana noho ny bozaka misy hamikirana. [2.499]
9 Ary nony niakatra ny fiakarana ny andriana, dia nandefa tafondro iray vava; [2.48]
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ary fanaka, 12 fiakarana, 13 ikafarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02